Numbers 5:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa rehefa nampisotroina ny rano izy, raha voaloto, satria nanao izay nahadiso azy tamin’ny vadiny, dia hiditra ao anatiny ho zava-mangidy ny rano mitondra ozona, ary hivonto ny kibony sady hifezaka ny feny ka ho fiozonana eo amin’ny fireneny Ravehivavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa hampisotroiny azy ny rano, dia izao ny hitranga: raha nanao fahalotoana, ka diso tamin’ny lahy tokoa izy, dia hiditra ao anatiny, mba ho mangidy aminy, ny rano mitondra ozona, hivonto ny kibony, ary hifezaka ny ilany, ka dia fanozona eo amin’ny fireneny izany vehivavy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa avy nisotro izy, dia izao no hiseho: raha voaloto izy satria nanitsakitsaka tokoa ny vadiny, dia hiditra ao aminy hanjary mangidy ny rano mitondra ozona ka hampibontsina ny kibony sady hahatonga azy ho momba; ary ho ohatry ny fanozonana eo amin’ny fireneny ravehivavy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nampisotroina ny rano izy, ary voaloto, satria nanao izay nahadiso azy tamin'ny vadiny, dia hiditra ao anatiny ho zava-mangidy ny rano mitondra ozona, ary hivonto ny kibony, sady hifezaka ny feny; ka dia ho fiozonana eo amin'ny fireneny ravehivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa rehefa nampisotroina ny rano izy, raha voaloto, satria nanao izay nahadiso azy tamin’ny vadiny, dia hiditra ao anatiny ho zava-mangidy ny rano mitondra ozona, ary hivonto ny kibony sady hifezaka ny feny ka ho fiozonana eo amin’ny fireneny Ravehivavy.
malagasy