Numbers 5:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy voaloto kosa Ravehivavy fa madio dia ho afaka izy ka hanana anaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha tsy nanao fahalotoana kosa ravehivavy, fa madio, dia ho afaka izy, ary hanana anaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tsy voaloto kosa izy fa madio, dia tsy hanan-tsiny ka mbola afaka hiteraka.
Malagasy Bible 1865
Nefa kosa, raha tsy voaloto ravehivavy, fa madio, dia ho afaka izy ka hanan'anaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy voaloto kosa Ravehivavy fa madio dia ho afaka izy ka hanana anaka.
malagasy
Nefa kosa, raha tsy voaloto ravehivavy, fa madio, dia ho afaka izy ka hanan'anaka.