Numbers 5:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no lalàna ny amin’ny ahiahy, raha misy vehivavy mivaona amin’ny vadiny ka voaloto;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izany no lalàna momba ny fiahiahiana, raha misy vehivavy eo am-pelatanan’ny lahy, nivily nanao fahalotoana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izany no lalàna momba ny fahasaropiaro, raha misy vehivavy ratsy fitondrantena ka voaloto tamin’ny fanitsakitsahana ny vadiny
Malagasy Bible 1865
Izany no lalàna ny amin'ny ahiahy, raha misy vehivavy mivily miala amin'ny vadiny ka voaloto;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no lalàna ny amin’ny ahiahy, raha misy vehivavy mivaona amin’ny vadiny ka voaloto;
malagasy
Izany no lalàna ny amin'ny ahiahy, raha misy vehivavy mivily miala amin'ny vadiny ka voaloto;