Numbers 5:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na lehilahy na vehivavy dia samy havoakanareo any ivelan’ny toby, mba tsy handoto ny tobiny izay itoerako eo anivony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avoahy any ivelan’ny toby avokoa ireny, na lahy na vavy mba tsy handoto ny tobiny, izay onenako eo afovoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Havoakanareo any ivelan’ny toby ireo na lahy na vavy mba tsy handotoany ny toby izay itoerako eo afovoany.
Malagasy Bible 1865
na lehilahy na vehivavy dia samy havoakanareo any ivelan'ny toby, mba tsy handoto ny tobiny izay itoerako eo afovoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na lehilahy na vehivavy dia samy havoakanareo any ivelan’ny toby, mba tsy handoto ny tobiny izay itoerako eo anivony.
malagasy
na lehilahy na vehivavy dia samy havoakanareo any ivelan'ny toby, mba tsy handoto ny tobiny izay itoerako eo afovoany.