Numbers 5:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na, raha misy lehilahy azon’ny fiahiahiana ka miahiahy ny vadiny dia hampitoetra ny vadiny eo anatrehan’NY TOMPO izy, ary hanefa izany lalàna rehetra izany aminy ny mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na misy lehilahy azon’ny fiahiahiana, ka miahiahy ny vadiny, dia hasainy mitsangana eo anatrehan’i Iaveh ny vadiny, ary hampiharin’ny mpisorona aminy izany lalàna rehetra izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na misy lehilahy azon’ny fahasaropiaro ka miahiahy ny vadiny: hasain’ny lahy miseho eo anatrehan’ny TOMPO ravehivavy hampiharan’ny mpisorona izany fombam-pivavahana rehetra izany.
Malagasy Bible 1865
na misy lehilahy azon'ny fiahiahiana ka miahiahy ny vadiny; dia hampitoetra ny vadiny eo anatrehan'i Jehovah izy, ary ny mpisorona hanefa izany lalàna rehetra izany aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na, raha misy lehilahy azon’ny fiahiahiana ka miahiahy ny vadiny dia hampitoetra ny vadiny eo anatrehan’NY TOMPO izy, ary hanefa izany lalàna rehetra izany aminy ny mpisorona.
malagasy
na misy lehilahy azon'ny fiahiahiana ka miahiahy ny vadiny; dia hampitoetra ny vadiny eo anatrehan'i Jehovah izy, ary ny mpisorona hanefa izany lalàna rehetra izany aminy.Dia tsy hanan-tsiny ralehilahy, fa ravehivavy kosa ho meloka.