Numbers 5:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tsy hanan-tsiny Ralehilahy, fa Ravehivavy kosa dia ho meloka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ralehilahy tsy hanan-tsiny, fa ny vavy no hitondra ny fahotany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hanan-tsiny amin’izay ny lahy; fa ny vavy kosa raha meloka, dia handray ny vokatr’izany.»
Malagasy Bible 1865
Dia tsy hanan-tsiny ralehilahy, fa ravehivavy kosa ho meloka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tsy hanan-tsiny Ralehilahy, fa Ravehivavy kosa dia ho meloka.
malagasy
Dia tsy hanan-tsiny ralehilahy, fa ravehivavy kosa ho meloka.