Numbers 5:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanatanteraka izany ny Zanak’Israely ka namoaka ireny ho any ivelan’ny toby; araka izay nolazain’NY TOMPO tamin’i Mosesy no nataon’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’ny zanak’i Israely izany, ka navoakany any ivelan’ny toby ireny: araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy no nataon’ny zanak’i Israely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nankatoavin’ny Israelita izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy, ka navokany any ivelan’ny toby avokoa izay rehetra maloto.
Malagasy Bible 1865
Dia nanao izany ny Zanak'Isiraely ka namoaka ireny ho any ivelan'ny toby; araka izay nolazain'i Jehovah tamin'i Mosesy no nataon'ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanatanteraka izany ny Zanak’Israely ka namoaka ireny ho any ivelan’ny toby; araka izay nolazain’NY TOMPO tamin’i Mosesy no nataon’ny Zanak’Israely.
malagasy
Dia nanao izany ny Zanak'Isiraely ka namoaka ireny ho any ivelan'ny toby; araka izay nolazain'i Jehovah tamin'i Mosesy no nataon'ny Zanak'Isiraely.