Numbers 5:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazao amin’ny Zanak’Israely hoe: Raha misy lehilahy na vehivavy manao izay mety ho fahotan’ny olona ka manao izay mahadiso eo anatrehan’NY TOMPO ary meloka
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Lazao amin’ny zanak’i Israely hoe: Raha misy lehilahy na vehivavy diso amin’i Iaveh manao fahotana isan’ireo mahafaty antoka ny namana, fa tsy manaraka an’i Iaveh, ka dia meloka izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra ny Israelita hoe: –Raha misy lehilahy na vehivavy diso amin’ny TOMPO satria nanao izay mampalahelo olona, dia meloka tokoa tokoa izy.
Malagasy Bible 1865
Lazao amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Raha misy lehilahy na vehivavy manao izay mety ho fahotan'ny olona ka manao izay mahadiso amin'i Jehovah ary meloka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazao amin’ny Zanak’Israely hoe: Raha misy lehilahy na vehivavy manao izay mety ho fahotan’ny olona ka manao izay mahadiso eo anatrehan’NY TOMPO ary meloka
malagasy
Lazao amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Raha misy lehilahy na vehivavy manao izay mety ho fahotan'ny olona ka manao izay mahadiso amin'i Jehovah ary meloka,