Numbers 5:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia tsy maintsy hiaiky ny fahotana izay nataony izy ary hanonitra feno ka hanampy ny ampahadiminy, ary homeny an’ilay nanaovany fahadisoana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia tsy maintsy hiaiky fa fahotany, sy hamerina ny zavatra rehetra azony tsy an-drariny, tongoaviny ny fahadiminy, hatolony amin’izay olona nanaovany hadisoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy maintsy hiaiky ny fahotana nataony izy ka hanonitra amin’ny tompony izay zavatra nalainy, miampy ny ampahadimin’ny vidiny.
Malagasy Bible 1865
dia tsy maintsy hiaiky ny fahotana izay nataony izy ary hanonitra ny amin'ny fahadisoany ka hanampy azy ho tonga avy fahenina, ary homeny an'ilay nanaovany diso.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia tsy maintsy hiaiky ny fahotana izay nataony izy ary hanonitra feno ka hanampy ny ampahadiminy, ary homeny an’ilay nanaovany fahadisoana izany.
malagasy
dia tsy maintsy hiaiky ny fahotana izay nataony izy ary hanonitra ny amin'ny fahadisoany ka hanampy azy ho tonga avy fahenina, ary homeny an'ilay nanaovany diso.