Numbers 5:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny anjara rehetra alaina avy amin’ny zava-masina rehetra atolotry ny Zanak’Israely, izay atolony ho an’ny mpisorona, dia ho azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
An’ny mpisorona ny fanatitra rehetra avahana amin’ny zava-masina aterin’ny zanak’i Israely amin’ny mpisorona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fanatitra isan-karazany ataon’ny Israelita momba ny zava-masina izay arosony eo amin’ny mpisorona dia an’ny mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fanatitra rehetra alaina amin'ny zava-masina rehetra aterin'ny Zanak'Isiraely, izay ateriny ho an'ny mpisorona, dia ho azy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny anjara rehetra alaina avy amin’ny zava-masina rehetra atolotry ny Zanak’Israely, izay atolony ho an’ny mpisorona, dia ho azy.
malagasy
Ary ny fanatitra rehetra alaina amin'ny zava-masina rehetra aterin'ny Zanak'Isiraely, izay ateriny ho an'ny mpisorona, dia ho azy izany.