Numbers 6:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro fahavalo dia hitondra domohina roa na voromailala roa ho eo amin’ny mpisorona, eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary amin’ny andro fahavalo, dia hitondra domohina roa na vanto-boromahailala roa amin’ny mpisorona izy, eo anoloan’ny trano lay fihaonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny andro manaraka kosa no hitondrany domohina roa na voromahailala roa eo amin’ny mpisorona, eo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana.
Malagasy Bible 1865
ary amin'ny andro fahavalo dia hitondra domohina roa na zana-boromailala roa ho eo amin'ny mpisorona, eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro fahavalo dia hitondra domohina roa na voromailala roa ho eo amin’ny mpisorona, eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana* izy.
malagasy
ary amin'ny andro fahavalo dia hitondra domohina roa na zana-boromailala roa ho eo amin'ny mpisorona, eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana izy.