Numbers 6:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no lalàna ny amin’ny Nazirita: Rehefa tapitra ny andro fitokanany dia hoentina ho eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izao no lalàna mahazo ny nazareàna: Rehefa tapitra ny andro maha nazareàna azy, dia asaina mankeo am-baravaran’ny trano lay fihaonana izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no lalàna ny amin’ny nazirita, rehefa tapitra ny andro naha nazirita azy. Hoentina mankeo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana izy
Malagasy Bible 1865
Ary izao no lalàna ny amin'ny Nazirita: Rehefa tapitra ny andro fitokanany, dia ho entina ho eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no lalàna ny amin’ny Nazirita: Rehefa tapitra ny andro fitokanany dia hoentina ho eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana izy;
malagasy
Ary izao no lalàna ny amin'ny Nazirita: Rehefa tapitra ny andro fitokanany, dia ho entina ho eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana izy;