Numbers 6:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hanolotra ny fanatiny ho an’NY TOMPO izy, dia ondrilahy iray izay feno iray taona sady tsy misy kilema, ho fanatitra dorana manontolo, ondrivavy iray izay iray taona sady tsy misy kilema, hatao fanatitra noho ny ota, ondrilahy iray tsy misy kilema, ho fanati-pihavanana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hanatitra ny fanatiny ho an’i Iaveh, zanak’ondry efa iray taona, tsy misy kilema, iray hatao sorona dorana; ondry vavy iray tsy misy kilema, efa iray taona, hatao sorona noho ny ota; ondry lahy iray tsy misy kilema hatao fanati-pihavanana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hitondra sorona ho an’ny TOMPO, dia ondrilahikely iray taona tsy misy kilema ho sorona dorana manontolo sy ondrivavikely iray taona tsy misy kilema ho sorona fanalana ny ota, ary ondrilahy iray tsy misy kilema ho sorom-pihavanana.
Malagasy Bible 1865
ary hanatitra ny fanatiny ho an'i Jehovah izy, dia ondrilahy iray izay iray taona tsy misy kilema ho fanatitra dorana, ary ondrivavy iray izay iray taona tsy misy kilema ho fanatitra noho ny ota, ary ondrilahy iray tsy misy kilema ho fanati-pihavanana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hanolotra ny fanatiny ho an’NY TOMPO izy, dia ondrilahy iray izay feno iray taona sady tsy misy kilema, ho fanatitra dorana manontolo, ondrivavy iray izay iray taona sady tsy misy kilema, hatao fanatitra noho ny ota, ondrilahy iray tsy misy kilema, ho fanati-pihavanana,
malagasy