Numbers 6:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia haterin’ny mpisorona eo anatrehan’NY TOMPO ireo; hateriny koa ny fanatiny noho ny ota sy ny fanatiny dorana manontolo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatolotry ny mpisorona ho an’i Iaveh ireo; hatolony koa ny sorony noho ny ota sy ny sorony dorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoentin’ny mpisorona eo anatrehan’ny TOMPO ireo fanatitra ireo, vao hatolony ny sorona fanalana ny ota sy ny sorona dorana manontolo.
Malagasy Bible 1865
Dia haterin'ny mpisorona eo anatrehan'i Jehovah ireo; ary hateriny koa ny fanatiny noho ny ota sy ny fanatitra dorany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia haterin’ny mpisorona eo anatrehan’NY TOMPO ireo; hateriny koa ny fanatiny noho ny ota sy ny fanatiny dorana manontolo;
malagasy
Dia haterin'ny mpisorona eo anatrehan'i Jehovah ireo; ary hateriny koa ny fanatiny noho ny ota sy ny fanatitra dorany;