Numbers 6:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny Nazirita dia hanaratra ny lohany izay voatokana eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana, ary horaisiny ny volon-dohany izay voatokana ka hataony eo amin’ny afo izay eo ambanin’ny fanati-pihavanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilay nazareàna kosa hanaratra ny lohany voatokana, eo am-baravaran’ny trano lay fihaonana; dia halainy ny volon-dohany voatokana ka hataony ao amin’ny afo eo ambanin’ny fanati-pihavanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hanaratra ny lohany eo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana ilay nanokan-tena; ary halainy izany volon-dohany izany ka hatsipiny ao anatin’ny afo izay mirehitra eo ambanin’ilay sorom-pihavanana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Nazirita hanaratra, ny lohany izay fitokanany eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana, ary horaisiny ny volon-dohany fitokanany ka hataony eo amin'ny afo izay eo ambanin'ny fanati-pihavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny Nazirita dia hanaratra ny lohany izay voatokana eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana, ary horaisiny ny volon-dohany izay voatokana ka hataony eo amin’ny afo izay eo ambanin’ny fanati-pihavanana.
malagasy