Numbers 6:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’i Arona sy ireo zanany hoe: Izao no teny hoentinareo mitsodrano ny Zanak’Israely:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitenena amin’i Aarôna sy ny zanany hoe: Hitso-drano ny zanak’i Israely ianareo, dia hanao aminy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Izao no teny hataonareo rehefa mitsodrano ny Israelita ianareo:
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin'i Arona sy ny zanany hoe: Izao no teny ho entinareo mitso-drano ny Zanak'Isiraely:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’i Arona sy ireo zanany hoe: Izao no teny hoentinareo mitsodrano ny Zanak’Israely:
malagasy
Mitenena amin'i Arona sy ny zanany hoe: Izao no teny ho entinareo mitso-drano ny Zanak'Isiraely: