Numbers 6:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hampamirapiratra ny tavany aminao anie NY TOMPO ka hamindra fo aminao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampamirapiratra ny tavany aminao sy hamindra fo aminao anie i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hijery anareo amin-kamorampo anie ny TOMPO ka hiantra anareo!
Malagasy Bible 1865
Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hampamirapiratra ny tavany aminao anie NY TOMPO ka hamindra fo aminao;
malagasy
Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao;