Numbers 6:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hanandratra ny tavany aminao anie NY TOMPO ka hanome anao fiadanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanandratra ny tavany aminao sy hanome fiadanana anao anie i Iaveh.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Handray anareo amin-kazavampo anie ny TOMPO ka hanome anareo fiadanana!»
Malagasy Bible 1865
Hanandratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hanome anao fiadanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hanandratra ny tavany aminao anie NY TOMPO ka hanome anao fiadanana.
malagasy
Hanandratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hanome anao fiadanana.Dia hametraka ny anarako amin'ny Zanak'Isiraely izy; ary Izaho hitahy azy.