Numbers 6:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hametraka ny anarako amin’ny Zanak’Israely izy ireo ary Izaho hitahy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia izany no hametrahany ny Anarako amin’ny zanak’i Israely, ary Izaho hitahy azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa hanonona ny anarako amin’ny Israelita toy izany ny mpisorona, dia hitahy azy tokoa Aho.
Malagasy Bible 1865
Dia hametraka ny anarako amin'ny Zanak'Isiraely izy; ary Izaho hitahy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hametraka ny anarako amin’ny Zanak’Israely izy ireo ary Izaho hitahy azy.
malagasy
Dia hametraka ny anarako amin'ny Zanak'Isiraely izy; ary Izaho hitahy azy.