Numbers 6:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hifady divay sy toaka izy; tsy hisotro divay efa maharikivy, na toaka efa maharikivy izy, ary tsy hisotro ranom-boaloboka izy, na hihinana voaloboka akory, na lena, na maina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hifady divay amam-pisotro mahamamo izy; tsy hisotro vinaingitra avy amin’ny divay na vinaingitra avy amin’ny fisotro mahamamo. Rehefa mety ho ranom-boaloboka koa na ny lena na ny maina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hifady divay sy zava-pisotro misy alikaola izy; tsy hisotro vinaingitra natao tamin’ny divay na tamin’ny zava-pisotro misy alikaola izy; ary tsy hisotro rehefa mety ho ranom-boaloboka izy, na hihinana akory voaloboka lena na voaloboka maina.
Malagasy Bible 1865
dia hifady divay sy toaka izy; tsy hisotro divay efa maharikivy na toaka efa maharikivy izy, ary tsy hisotro ranom-boaloboka izy, na hihinana voaloboka akory, na ny lena, na ny maina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hifady divay sy toaka izy; tsy hisotro divay efa maharikivy, na toaka efa maharikivy izy, ary tsy hisotro ranom-boaloboka izy, na hihinana voaloboka akory, na lena, na maina.
malagasy
dia hifady divay sy toaka izy; tsy hisotro divay efa maharikivy na toaka efa maharikivy izy, ary tsy hisotro ranom-boaloboka izy, na hihinana voaloboka akory, na ny lena, na ny maina.