Numbers 6:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro fitokanany rehetra dia tsy hihinana izay rehetra natao tamin’ny voaloboka izy, manomboka amin’ny voany ka hatramin’ny hodiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandritra ny fotoana rehetra maha nazareàna azy, dia tsy hihinan-javatra avy amin’ny voaloboka izy, hatramin’ny voany ka hatramin’ny hodiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandritra ny fotoana rehetra maha Nazirita azy dia tsy hihinan-javatra natao amin’ny voaloboka izy, eny, fa na dia ny voany mbamin’ny hodiny aza.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny andro fitokanany rehetra dia tsy hihinana izay atao amin'ny voaloboka hatramin'ny voany ka hatramin'ny hodiny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro fitokanany rehetra dia tsy hihinana izay rehetra natao tamin’ny voaloboka izy, manomboka amin’ny voany ka hatramin’ny hodiny.
malagasy
Amin'ny andro fitokanany rehetra dia tsy hihinana izay atao amin'ny voaloboka hatramin'ny voany ka hatramin'ny hodiny izy.