Numbers 6:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
aoka tsy handoto tena izy na dia amin’ny rainy, na ny reniny, na ny rahalahiny, na ny anabaviny aza, raha maty ireo, satria eo amin’ny lohany ny fitokanana ho an’Andriamaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na dia ny rainy, na ny reniny, na ny rahalahiny, na ny anabaviny aza no maty, dia aoka tsy handoto tena amin’ireo izy, fa efa eo an-dohany ny fitokanany ho an’ny Andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na dia ny fatin-drainy sy ny reniny ary ny mpiray tampo aminy aza, dia aoka tsy hahaloto azy satria efa entiny eo an-dohany ny marika maha voatokana ny tenany ho an’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
aoka tsy handoto tena izy na dia amin'ny rainy, na ny reniny, na ny rahalahiny, na ny anabaviny aza, raha maty ireo, satria eo amin'ny lohany ny fitokanana ho an'Andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
aoka tsy handoto tena izy na dia amin’ny rainy, na ny reniny, na ny rahalahiny, na ny anabaviny aza, raha maty ireo, satria eo amin’ny lohany ny fitokanana ho an’Andriamaniny.
malagasy
aoka tsy handoto tena izy na dia amin'ny rainy, na ny reniny, na ny rahalahiny, na ny anabaviny aza, raha maty ireo, satria eo amin'ny lohany ny fitokanana ho an'Andriamaniny.