Numbers 6:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro fitokanany rehetra dia ho masina ho an’NY TOMPO izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voatokana ho an’i Iaveh izy, amin’ny fotoana rehetra maha-nazareàna azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mandritra ny fotoana rehetra anaovany voady dia ho masina ho an’ny TOMPO izy.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny andro fitokanany rehetra dia ho masina ho an'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro fitokanany rehetra dia ho masina ho an’NY TOMPO izy.
malagasy
Amin'ny andro fitokanany rehetra dia ho masina ho an'i Jehovah izy.