Numbers 6:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha misy olona maty tampoka eo anilany ka mandoto ny lohany izay voatokana, dia hanaratra ny lohany amin’ny andro fanadiovana azy izy; amin’ny andro fahafito no hanaratany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy olona maty tampoka eo anilany, ka voaloto ny lohany voahasina dia hoharatany ny lohany amin’ny fandiovany azy; amin’ny andro fahafito no hanaratany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy olona maty tampoka eo anilany ka mahaloto ny fanokanan-tenany, dia hanaratra ny lohany amin’ny andro fidiovany izy, izany hoe afaka herinandro.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy olona maty tampoka eo anilany ka mandoto ny lohany izay fitokanany dia hanaratra ny lohany amin'ny andro fanadiovana azy izy, dia amin'ny andro fahafito no hanaratany azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha misy olona maty tampoka eo anilany ka mandoto ny lohany izay voatokana, dia hanaratra ny lohany amin’ny andro fanadiovana azy izy; amin’ny andro fahafito no hanaratany azy.
malagasy
Ary raha misy olona maty tampoka eo anilany ka mandoto ny lohany izay fitokanany dia hanaratra ny lohany amin'ny andro fanadiovana azy izy, dia amin'ny andro fahafito no hanaratany azy;