Numbers 7:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo lohan’ny foko kosa no nanolotra fanatitra ho amin’ny fitokanana ny alitara amin’ny andro izay hanosorana azy; samy nanolotra ny fanatiny teo anoloan’ny alitara ireo lohan’ny foko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natolotry ny filohany ny fanatitra hitokanana ny ôtely tamin’ny andro nanosorana azy. Natolotry ny filohany eo anoloan’ny ôtely ny fanatiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro nanosorana ny alitara, dia ireo filoham-pianakaviambe koa no nitondra fanomezana ho fitokanana azy. Samy nitondra ny fanomezany avy teo anoloan’ny alitara izy ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia ny lohan'ny firenena no nanatitra ho amin'ny fitokanana ny alitara tamin'ny andro izay nanosorana azy; koa dia samy nanatitra ny fanatiny teo anoloan'ny alitara izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo lohan’ny foko kosa no nanolotra fanatitra ho amin’ny fitokanana ny alitara amin’ny andro izay hanosorana azy; samy nanolotra ny fanatiny teo anoloan’ny alitara ireo lohan’ny foko.
malagasy
Dia ny lohan'ny firenena no nanatitra ho amin'ny fitokanana ny alitara tamin'ny andro izay nanosorana azy; koa dia samy nanatitra ny fanatiny teo anoloan'ny alitara izy.