Numbers 7:12 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Nasona, zanak’i Aminadaba, avy tamin’ny fokon’i Joda no nanolotra ny fanatiny tamin’ny andro voalohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka tamin’ny andro voalohany, dia i Nahasôna, zanak’i Aminadaba, avy amin’ny fokon’i Jodà no nanolotra ny fanatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny nanatitra ny fanatiny tamin'ny andro voalohany dia Nasona, zanak'i Aminadaba, avy tamin'ny firenen'i Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Nasona, zanak’i Aminadaba, avy tamin’ny fokon’i Joda no nanolotra ny fanatiny tamin’ny andro voalohany.
malagasy
Ary ny nanatitra ny fanatiny tamin'ny andro voalohany dia Nasona, zanak'i Aminadaba, avy tamin'ny firenen'i Joda.