Numbers 7:15 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny ho fanatitra dorana manontolo dia vantotra ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak’ondry iray izay iray taona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray, zanak’ondry efa iray taona, iray, ho sorona dorana,
Malagasy Bible 1865
ary vantotr'ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny ho fanatitra dorana manontolo dia vantotra ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak’ondry iray izay iray taona;
malagasy
ary vantotr'ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;