Numbers 7:18 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro faharoa dia i Netanela, zanak’i Zoara, lohan’ny taranak’i Isakara, no nanolotra ny fanatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro faharoa, i Natanaely zanak’i Soara, filohan’i Isakara, no nanolotra ny fanatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro faharoa dia Netanela, zanak'i Zoara, lohan'ny taranak'Isakara, no nanatitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro faharoa dia i Netanela, zanak’i Zoara, lohan’ny taranak’i Isakara, no nanolotra ny fanatiny.
malagasy
Ary tamin'ny andro faharoa dia Netanela, zanak'i Zoara, lohan'ny taranak'Isakara, no nanatitra.