Numbers 7:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitondra fanatitra ireo lohan’ny firenen’ny Israely, dia ny lohan’ny fianakaviana isanisany; ireo no lohan’ny fokony avy, izay nifehy ny voaisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nanatitra ny fanatiny ny lehibe amin’i Israely izay filohan’ny isam-pokony avy; izy ireo no filohan’ny isam-poko izay nitarika ny fanisana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia niroso ireo filoham-pianakaviambe tamin’ny fokon’i Israely, izany hoe ireo nitarika ny fanisana.
Malagasy Bible 1865
dia nitondra fanatitra ny lohan'ny firenen'ny Isiraely, dia ny lohan'ny fianakaviana (ireo no lohan'ny firenena, izay nifehy ny voalamina).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitondra fanatitra ireo lohan’ny firenen’ny Israely, dia ny lohan’ny fianakaviana isanisany; ireo no lohan’ny fokony avy, izay nifehy ny voaisa.
malagasy
dia nitondra fanatitra ny lohan'ny firenen'ny Isiraely, dia ny lohan'ny fianakaviana (ireo no lohan'ny firenena, izay nifehy ny voalamina).