Numbers 7:21 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary vantotra ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak’ondry iray izay iray taona kosa no ho fanatitra dorana manontolo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray, zanak’ondry iray, efa iray taona, ho sorona dorana;
Malagasy Bible 1865
ary vantotr'ombilahy iray sy ondrilahy iray sy zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary vantotra ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak’ondry iray izay iray taona kosa no ho fanatitra dorana manontolo;
malagasy
ary vantotr'ombilahy iray sy ondrilahy iray sy zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;