Numbers 7:24 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahatelo dia ny lohan’ny taranak’i Zebolona, i Eliaba, zanak’i Helona, no nanolotra ny fanatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro fahatelo dia an’i Eliaba zanak’i Helona, filohan’ny taranak’i Zabolôna.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahatelo dia Eliaba, zanak'i Helona, lohan'ny taranak'i Zebolona, no nanatitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahatelo dia ny lohan’ny taranak’i Zebolona, i Eliaba, zanak’i Helona, no nanolotra ny fanatiny.
malagasy
Ary tamin'ny andro fahatelo dia Eliaba, zanak'i Helona, lohan'ny taranak'i Zebolona, no nanatitra.