Numbers 7:30 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahefatra dia ny lohan’ny taranak’i Robena, i Elizora, zanak’i Sedeora, no nanolotra ny fanatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro fahefatra dia an’i Elisora zanak’i Sedeora, filohan’ny tarana-dRobena;
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahefatra dia Elizora, zanak'i Sedeora, lohan'ny taranak'i Robena, no nanatitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahefatra dia ny lohan’ny taranak’i Robena, i Elizora, zanak’i Sedeora, no nanolotra ny fanatiny.
malagasy
Ary tamin'ny andro fahefatra dia Elizora, zanak'i Sedeora, lohan'ny taranak'i Robena, no nanatitra.