Numbers 7:36 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahadimy dia ny lohan’ny taranak’i Simeona, i Selomiela, zanak’i Zorisaday, no nanolotra ny fanatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro fahadimy, an’i Salamiela zanak’i Sorisadaia, filohan’ny zanak’i Simeôna,
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahadimy dia Selomiela, zanak'i Zorisaday, lohan'ny taranak'i Simeona, no nanatitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahadimy dia ny lohan’ny taranak’i Simeona, i Selomiela, zanak’i Zorisaday, no nanolotra ny fanatiny.
malagasy
Ary tamin'ny andro fahadimy dia Selomiela, zanak'i Zorisaday, lohan'ny taranak'i Simeona, no nanatitra.