Numbers 7:41 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry izay iray taona, dimy; ireo no fanatitr’i Selomiela, zanak’i Zorisaday.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary omby roa, ondrilahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Salamiela, zanak’i Sorisadaia.
Malagasy Bible 1865
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Selomiela, zanak'i Zorisaday,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry izay iray taona, dimy; ireo no fanatitr’i Selomiela, zanak’i Zorisaday.
malagasy