Numbers 7:42 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahenina dia ny lohan’ny taranak’i Gada, i Eliasafa, zanak’i Deoela, no nanolotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro fahenina an’i Eliazafa, zanak’i Doela, filohan’ny zanak’i Gada,
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahenina dia Eliasafa, zanak'i Doela, lohan'ny taranak'i Gada, no nanatitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahenina dia ny lohan’ny taranak’i Gada, i Eliasafa, zanak’i Deoela, no nanolotra.
malagasy
Ary tamin'ny andro fahenina dia Eliasafa, zanak'i Doela, lohan'ny taranak'i Gada, no nanatitra.