Numbers 7:48 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahafito dia ny lohan’ny taranak’i Efraima, i Elisama, zanak’i Amihoda, no nanatitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro fahafito, an’i Elisamà zanak’i Amioda, filohan’ny zanak’i Efraima;
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahafito dia Elisama, zanak'i Amihoda, lohan'ny taranak'i Efraima, no nanatitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahafito dia ny lohan’ny taranak’i Efraima, i Elisama, zanak’i Amihoda, no nanatitra.
malagasy
Ary tamin'ny andro fahafito dia Elisama, zanak'i Amihoda, lohan'ny taranak'i Efraima, no nanatitra.