Numbers 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raiso avy aminy ireo hanaovana ny fanompoana momba ny tranolay fihaonana ka omeo ny levita, dia samy araka ny fanompoany avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raiso ireo zavatra avy aminy ireo, hoentina hanaovana ny raharaha momba ny trano lay fihaonana, ka omeo ny Levita, samy araka izay ilainy amin’ny raharahany avy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Raiso ireo fanomezana entiny eto aminao ireo fa ilaina amin’ny asa fanompoana momba ny Tranolay fihaonana izany, ka omeo ny Levita, samy araka ny ilàny azy avy.
Malagasy Bible 1865
Raiso aminy ireo hanaovana ny fanompoana momba ny trano-lay fihaonana, ka omeo ny Levita, dia samy araka ny fanompoany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raiso avy aminy ireo hanaovana ny fanompoana momba ny tranolay fihaonana* ka omeo ny levita*, dia samy araka ny fanompoany avy.
malagasy
Raiso aminy ireo hanaovana ny fanompoana momba ny trano-lay fihaonana, ka omeo ny Levita, dia samy araka ny fanompoany avy.