Numbers 7:54 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahavalo dia ny lohan’ny taranak’i Manase, i Gamaliela, zanak’i Pedazora, no nanatitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro fahavalo, an’i Gamaliela, zanak’i Fadasora, filohan’ny zanak’i Manase;
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahavalo dia Gamaliela, zanak'i Pedazora, lohan'ny taranak'i Manase, no nanatitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahavalo dia ny lohan’ny taranak’i Manase, i Gamaliela, zanak’i Pedazora, no nanatitra.
malagasy
Ary tamin'ny andro fahavalo dia Gamaliela, zanak'i Pedazora, lohan'ny taranak'i Manase, no nanatitra.