Numbers 7:60 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahasivy dia ny lohan’ny taranak’i Benjamina, i Abidana, zanak’i Gideony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro fahasivy an’i Abidàna zanak’i Jedeôna, filohan’ny zanak’i Benjamina;
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahasivy dia Abidana, zanak'i Gideony, lohan'ny taranak'i Benjamina, no nanatitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahasivy dia ny lohan’ny taranak’i Benjamina, i Abidana, zanak’i Gideony.
malagasy
Ary tamin'ny andro fahasivy dia Abidana, zanak'i Gideony, lohan'ny taranak'i Benjamina, no nanatitra.