Numbers 7:66 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahafolo dia ny lohan’ny taranak’i Dana, i Ahiezera, zanak’i Amisaday, no nanolotra ny fanatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro fahafolo, an’i Ahiesera, zanak’i Amisadaìa, filohan’ny zanak’i Dana;
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahafolo Ahiezera, zanak'i Amisaday, lohan'ny taranak'i Dana, no nanatitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahafolo dia ny lohan’ny taranak’i Dana, i Ahiezera, zanak’i Amisaday, no nanolotra ny fanatiny.
malagasy
Ary tamin'ny andro fahafolo Ahiezera, zanak'i Amisaday, lohan'ny taranak'i Dana, no nanatitra.