Numbers 7:72 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahiraika amby folo indray dia ny lohan’ny taranak’i Asera, i Pagiela, zanak’i Okrana, no nanatitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro faha-11, an’i Fegiela zanak’i Okrana, filohan’ny zanak’i Asera;
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahiraika ambin'ny folo dia Pagiela, zanak'i Okrana, lohan'ny taranak'i Asera. no nanatitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahiraika amby folo indray dia ny lohan’ny taranak’i Asera, i Pagiela, zanak’i Okrana, no nanatitra.
malagasy
Ary tamin'ny andro fahiraika ambin'ny folo dia Pagiela, zanak'i Okrana, lohan'ny taranak'i Asera. no nanatitra.