Numbers 7:75 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
vantotra ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana manontolo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray, zanak’ondry iray, efa iray taona, ho sorona dorana,
Malagasy Bible 1865
vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
vantotra ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana manontolo;
malagasy
vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;