Numbers 7:78 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro faharoa amby folo, dia ny lohan’ny taranak’i Naftaly, i Ahira, zanak’i Enana, no nanatitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro faha-12, an’i Ahirà, zanak’i Enàna, filohan’ny zanak’i Neftalì;
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro faharoa ambin'ny folo dia Ahira, zanak'i Enana, lohan'ny taranak'i Naftaly, no nanatitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro faharoa amby folo, dia ny lohan’ny taranak’i Naftaly, i Ahira, zanak’i Enana, no nanatitra.
malagasy
Ary tamin'ny andro faharoa ambin'ny folo dia Ahira, zanak'i Enana, lohan'ny taranak'i Naftaly, no nanatitra.