Numbers 7:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary sarety efatra sy omby valo no nomeny ho an’ny taranak’i Merary, araka ny fanompoany teo ambany fitarihan’Itamara, zanak’i Arona mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sarety efatra sy omby valo kosa, no nomen’ny taranak’i Merarỳ, fehin’i Itamara, zanak’i Aarôna mpisorona, araka izay ilainy amin’ny raharahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sarety efatra sisa sy ny omby valo kosa dia nomeny ny taranak’i Merarỳ tamin’ny alalan’i Itamara mpisorona sady zanakalahin’i Aharôna, araka ny ilainy amin’ny asany.
Malagasy Bible 1865
ary sariety efatra sy omby valo no nomeny ho an'ny taranak'i Merary, araka ny fanompoany, eo amin'ny fehin'Itamara, zanak'i Arona mpisorona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary sarety efatra sy omby valo no nomeny ho an’ny taranak’i Merary, araka ny fanompoany teo ambany fitarihan’Itamara, zanak’i Arona mpisorona.
malagasy
ary sariety efatra sy omby valo no nomeny ho an'ny taranak'i Merary, araka ny fanompoany, eo amin'ny fehin'Itamara, zanak'i Arona mpisorona.