Numbers 7:85 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sekela telopolo amby zato avy no lanjan’ny lovia volafotsy, sekela fitopolo avy ny lovia famafazana; ny lanjan’ny volafotsy rehetra tamin’ireo fanaka ireo dia sekela efajato sy roa arivo, araka ny sekela masina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lovia volafotsy lanjana 130 sikla avy; ary ny kapoaka, 70 avy, ka 2.400 sikla, araka ny sikla masina, no totalin’ny volafotsy amin’ireo fanaka ireo,
Malagasy Bible 1865
sekely telo-polo amby zato avy no lanjan'ny lovia volafotsy, ary sekely fito-polo avy ny lovia famafazana; ny lanjan'ny volafotsy rehetra tamin'ireo fanaka ireo dia sekely efa-jato amby roa arivo, araka ny sekely masina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sekela telopolo amby zato avy no lanjan’ny lovia volafotsy, sekela fitopolo avy ny lovia famafazana; ny lanjan’ny volafotsy rehetra tamin’ireo fanaka ireo dia sekela efajato sy roa arivo, araka ny sekela masina;
malagasy