Numbers 7:86 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
lovia kely volamena roa amby folo, feno ditin-kazo manitra, milanja sekela folo avy, araka ny sekela masina; ny lanjan’ny lovia kely volamena rehetra dia sekela roapolo amby zato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lovia kely volamena 12, feno zava-manitra, dia samy 10 sikla avy, araka ny sikla masina; 120 sikla no totalin’ny volamenan’ny lovia kely.
Malagasy Bible 1865
lovia kely volamena roa ambin'ny folo, feno ditin-kazo manitra, dia sekely masina; ny lanjan'ny lovia kely volamena rehetra dia sekely roa-polo amby zato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
lovia kely volamena roa amby folo, feno ditin-kazo manitra, milanja sekela folo avy, araka ny sekela masina; ny lanjan’ny lovia kely volamena rehetra dia sekela roapolo amby zato.
malagasy