Numbers 7:87 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny biby rehetra izay hatao fanatitra dorana manontolo dia vantotra ombilahy roa amby folo, ondrilahy roa amby folo, zanak’ondry roa amby folo izay iray taona, mbamin’ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry miaraka aminy, ary osilahy roa amby folo ho fanatitra noho ny ota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny totalin’ny biby hatao sorona, dia vantotr’ombalahy 12; ondralahy 12 sy zanak’ondry 12, efa iray taona, mbamin’ny fanatitra momba azy; osy lahy 12, hatao sorona noho ny ota;
Malagasy Bible 1865
Ny isan'ny biby rehetra izay natao fanatitra dorana dia vantotr'ombilahy roa ambin'ny folo, ondrilahy roa ambin'ny folo, zanak'ondry roa ambin'ny folo, izay samy iray taona,'mbamin'ny fanatitra hohanina momba azy, ary osilahy roa ambin'ny folo ho fanatitra noho ny ota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny biby rehetra izay hatao fanatitra dorana manontolo dia vantotra ombilahy roa amby folo, ondrilahy roa amby folo, zanak’ondry roa amby folo izay iray taona, mbamin’ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry miaraka aminy, ary osilahy roa amby folo ho fanatitra noho ny ota.
malagasy