Numbers 7:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny taranak’i Kehata kosa tsy mba nomeny na dia iray akory aza, satria ny fanompoana momba ny fitoerana masina no anjarany, ary eo an-tsorony ihany no hilanjany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy nomeny kosa ny taranak’i Kaata, satria ny fanaka masina no anjara fanompoany, ka tsy maintsy lanjainy an-tsoroka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny taranak’i Kehàta kosa tsy mba nomeny, satria izy ireo no tompon’andraikitra momba ny fitaovana masina, ka tsy maintsy milanja izany eo an-tsoroka.
Malagasy Bible 1865
Fa ny taranak'i Kehata kosa dia tsy mba nomeny na dia iray akory aza, satria ny fanompoana momba ny fitoerana masina no azy, ka eo an-tsorony ihany no hilanjany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny taranak’i Kehata kosa tsy mba nomeny na dia iray akory aza, satria ny fanompoana momba ny fitoerana masina no anjarany, ary eo an-tsorony ihany no hilanjany azy.
malagasy
Fa ny taranak'i Kehata kosa dia tsy mba nomeny na dia iray akory aza, satria ny fanompoana momba ny fitoerana masina no azy, ka eo an-tsorony ihany no hilanjany azy.