Numbers 8:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ento ny levita hankeo anatrehan’NY TOMPO ka ny Zanak’Israely dia hametraka ny tanany aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Levita, hasainao manatona eo anatrehan’i Iaveh, ary ny zanak’i Israely hametraka ny tanany amin’ny Levita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ento eo anatrehako TOMPO ireo Levita, ary hametra-tanana aminy kosa ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary ento ny Levita hankeo anatrehan'i Jehovah; ary ny Zanak'Isiraely hametraka ny tànany aminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ento ny levita hankeo anatrehan’NY TOMPO ka ny Zanak’Israely dia hametraka ny tanany aminy;
malagasy
Ary ento ny Levita hankeo anatrehan'i Jehovah; ary ny Zanak'Isiraely hametraka ny tànany aminy;