Numbers 8:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary i Arona dia hanao ny levita ho fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO avy amin’ny Zanak’Israely, mba hanaovan’izy ireo ny fanompoana NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Aarôna hanolotra ny Levita ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan’i Iaveh, avy amin’ny zanak’i Israely, mba ho voatokana hanao ny fanompoan’i Iaveh izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanolotra ny Levita eo anatrehako i Aharôna ho toy ny fanatitra ahevaheva, mba hanao ny asa fanompoana AHY.
Malagasy Bible 1865
ary Arona dia hanatitra ny Levita eo anatrehan'i Jehovah ho fanatitra ahevaheva avy amin'ny Zanak'Isiraely, mba hanao ny fanompoana an'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary i Arona dia hanao ny levita ho fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO avy amin’ny Zanak’Israely, mba hanaovan’izy ireo ny fanompoana NY TOMPO.
malagasy
ary Arona dia hanatitra ny Levita eo anatrehan'i Jehovah ho fanatitra ahevaheva avy amin'ny Zanak'Isiraely, mba hanao ny fanompoana an'i Jehovah izy.